Entry (1/2) | 1 manitsaka (hitsaka) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 mihosy tanimbary [Bara]
[1.78] 4 Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra 5 Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso 6 Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! [1.1] |
Explanations in English |
7 to trample on [1.7] |
Explanations in French |
8 fouler aux pieds [1.8] |
Examples |
9 Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila; [2.69#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word manitsaka |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 17 manitsaka (hitsaka) |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in English |
19 to disdain [1.7] |
Explanations in French |
20 dédaigner [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 25 manatsika, manitsaka |
Updated on 2023/10/27 |