Entry | maninta (sinta) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Maharary noho ny asa mamizana mafy natao na noho ny fibatana enta-mavesatra: Maninta ny lamosiko noho ilay fitaomana birikin-dry Dadatoa omaly [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Anagrams | mananty, maninta |
Updated on 2023/01/05 |