|
|
|
|

Entry 1  maningotra
Root  2 singotra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby
9 Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao?
10 Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo [1.1]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21