Entry (1/3) | 1 manindry (tsindry) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Manery zavatra avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Manindry fanoitra [1.1] 4 Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin' ny boky [1.1] 5 Manampy: Manindria ariary folo ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 10 mañindry |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 Mihinana, manaikitra (trondro sy hazandrano) [1.78] |
Entry (3/3) | 13 manindry |
Part of speech | 14 noun |
Vocabulary |
15 Botany |
Explanations in French |
16 (de tsindry : pression). Tina isaloensis Drake (Sapindaceae). Le bois était utilisé dans la confection des presses pour extraire l'huile. [1.196] |
Scientific name |
|
Anagrams | 18 mandriny, manindry |
Updated on 2023/01/05 |