Entry (1/2) | 1 manindao |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Space |
Explanations in Malagasy |
4 Halavan-drefy hatreo amin' ny loha tondro havia ka hatramin' ny soroka havanana (mitovy amin' ny dimanjehy ary manakaiky ny iray metatra vazaha) [1.1] |
Explanations in English |
5 a yard and a span, from the end of one shoulder across the breast to the tip of the fingers. [1.2] |
Explanations in French |
6 Depuis le bout des doigts jusqu' à l' épaule de l' autre bras, la main étant ouverte et le bras allongé [2.415#6697] |
Entry (2/2) | 7 manindao (indao) |
Part of speech | 8 active verb |
Explanations in Malagasy |
9 Mitondra homba ny tena, mifaoka, mipaoka: Avy ny rivotra dia nanindao ny tafon'ny tranonay [1.1] |
Explanations in English |
10 to take, to carry [1.2] |
Explanations in French |
11 emporter, entraîner [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word manindao |
Anagrams | 19 amandino, andamino, manadino, manindao, manodina, manodìna, mañodina, manondia, miondana, miondàna |
Updated on 2023/06/12 |