Entry | manihika (tsihika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Maka hazandrano amin' ny tandroho: Lasa nanihika any amorona izy Maka, mandany, mangalatra tsikelikely: Manihika ny fananan' ny madinika no ataon' ny mpangoron-karena [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word manihika | ||||||||
Anagrams | manihika, mihakina, mihanaky |
Updated on 2023/01/05 |
![]() |