Entry manidy (hidy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay tsy hahafahan' ny varavarana, vavahady, hidin-drano..., mivoha: Nanidy varavarana tamin' ny karetsaka izy dia lasa natory
Misakana na mandrara tsy hahazoana mandeha: Misy didy manidy ny lalana miankandrefana fa misy areti-mifindra, hono, any [1.1]
Explanations in French Fermer à clef, avec un verrou, avec une barre, mettre sous clef, enfermer dans la maison, interdire un passage [1.3]
Examples 
1ary raha mitsipika am-baravarana, halainay rehefa manidy trano; [2.654]
2Isaky ny tsinana ny volana dia hoatra ny romotra izy, ka manidy trano avokoa izahay rehetra. [2.499]
3Ny efitrano ipetrahako mantsy ambony rihana, ny tompon-trano, no ao ambany ary izy no mamoha sy manidy ny varavarana fidirana. [2.4]
Morphology 
Present : manidy
Past : nanidy
Future : hanidy
Imperative : manidia

Entry mañidy
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Mampiseho ny andrianify [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20