|
|
|
|

Entry1  mangotraka (hotraka)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Physics
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza rano na zavatra hafa hafanaina ka efa matanta be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso
5  Mandevy
6  Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa
7  Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay
8  Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kilalaonay tany an-tsaha
9  Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotraka izao ny fiompiana kisoa
10  Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka izao ny fisavankaratra [1.1]
Explanations in English  11  to boil, to be boiling hot
12  to be very animated [1.7]
Explanations in French  13  bouillir, être en ébullition
14  être très animé [1.8]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word mangotraka

Updated on 2023/01/20