Entry | 1 mangobakobaka (hobakobaka) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny [1.1] |
Examples |
4 Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony. [2.470] |
Morphology |
|
Synonyms | 8 mangobaka |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/27 |