Entry | 1 mangetaheta |
Root | 2 hetaheta |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Maimay hisotro, te hisotro mafy: Mahafinaritra raha mangetaheta ka sendra rano madio mangalahala 5 Maniry mafy hahazo, mitsiriritra lava tsy mety afa-po: Mangetaheta voninahitra Rangahy io [1.1] |
Explanations in English |
6 to be thirsty, ardently desirous [1.7] |
Explanations in French |
7 avoir soif [1.8] |
Examples |
8 Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529#] 9 Firenena tia vavaka ny Malagasy, ary mangetaheta fahalalana sy fahendrena. [2.285#] 10 Marary izy any, tsaboy, Raha noana izy any, fahano, mangetaheta izy any, ampisotroy. [2.69#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mangetaheta |
Updated on 2023/10/20 |