Entry manganana (hanana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Manganana ny voan' ny aviavy [1.1]
 Mangidy eo ampitelemana nefa mamela tsiro mamy ao amin'ny lela [1.13]
Explanations in French Douce-amère [1.13]
Synonyms mangananganana
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20