|
|
|
|

Entry 1  mangady
Root  2 hady
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Antambahoaka+Bezanozano+Sihanaka] mihady [1.78]
9 [Tanala] mihady, manala avy ao anaty lavaka [1.78]
10 Mandoaka, mitrandraka amin' ny angady, nefa tsy fiteny firy intsony izy io, fa soloana ity manaraka itỳ: mihady [1.1]
Explanations in English  11 to dig, to delve. (Prov.) [1.2]

Anagrams  mangady, 12 midanga

Updated on 2026/04/20