|
|
|
|

Entry1  manetsika (hetsika)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manova toerana: Aza manetsiketsi-tongotra
4  Mampanonja; mampihevingevina, mampitopatopa: Manetsika ny ranomasina ny rivotra
5  Mamoha, mampipoaka indray: Tsy tokony hanetsika iny raharaha iny intsony ianao
6  Mampientana: Nanetsika ny foko loatra ilay hira tao
7  Mahatonga, miteraka: Manetsika ny alahelony ny fahitana ny fasana ilevenan' ny zanany
8  Mamadika, mamono lamba: Hanetsika an-dry Ramianoka sy Ratsizehena izahay, taona any [1.1]
Explanations in French  9  remuer, agiter, remettre sur le tapis [1.3]
Examples  10  Hafa ny mozika mahafinaritra sy manetsika azy ankehitriny. [2.436#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 

Anagrams  16  manatsike, manetsika, mañitsake, mekanista

Updated on 2023/01/20