Entry | 1 manetroka |
Root | 2 setroka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay lena 5 Mandonaka, manorisory (olona) amin' ny setroka, manetona: Tandremo sao manetroka ny vahiny ny afonareo 6 Mitezitra mafy, mandevilevy: Nanetroka ny mpianany ilay mpampianatra noho ny toetra ratsy nasehony [1.1] |
Explanations in English |
7 to give off much smoke [1.7] |
Explanations in French |
8 émettre beaucoup de fumée [1.8] |
Examples |
9 Tsy hitaina afo bozaka manetroka intsony izy sy ny taranany. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word manetroka |
Anagrams | 14 manetroka, mañotreka |
Updated on 2023/01/20 |