|
|
|
|

Entry 1  manesotra
Root  2 esotra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manala amin' ny toerana misy azy: Antsoy i Beva hanesotra ireto entana ireto
9 Mandroaka: Hanesotra mpiasa dimy, hono, ny mpampiasa amin' ny faran' ny volana
10 Mametraka tsy hiasa: Ny Filoha mihitsy no nanesotra ny lehiben' ny Fivondronana tao Ananona [1.1]

Anagrams  manesotra, 11 manoratse

Updated on 2026/04/20