Entry maneritery (teritery (tery))
Part of speech active verb
Explanations in French Masser [1.196]
Examples 
1ary izay zavatra maneritery anao, dia halalahiny. [2.59]
2Nony torana teo aho ka efa saika hahazo aina dia injao tsaroako fa misy maneritery sy mamadibadika ahy tahak ny sanatria eo am-bavan' ny liona masiaka. [2.895]
3Tsy isalasalako fa ny ankamaroan' ny fihetsika mikaviavia sy ny fepetra maneritery dia avy amin' ny tsy fahafahana hanaiky fa tsy fantatsika ny maha olona ny hafa. [1.369]
Morphology 
Present : maneritery, maneriterin', maneriterin-, maneriterim-
Past : naneritery, naneriterin', naneriterin-, naneriterim-
Future : haneritery, haneriterin', haneriterin-, haneriterim-

Updated on 2023/01/20