|
|
|
|

Entry1  manentina
Root  2  tentina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandoko, manosotra: Iza no nanentina loko mena ity lamba itý?
5  Manentsina hirika, lavaka: Vao avy nanentina ny siny loaka aho
6  Manampy, mameno ny banga: Manentina ny madilana [1.1]
Explanations in English  7  to smear; to caulk [1.7]
Explanations in French  8  barbouiller, calfater [1.3#697, 1.8]
9  Tacheter, boucher un trou, une fissure
10  figuré: salir la réputation de quelqu’un [1.3#697]
11  enduire [1.8]
Examples  12  Vita àry ity ny tantara sy ny toetoetry ny teo aloha nataoko, ka anjaranareo kosa ny manentina ny madilana sy manohy ny tapaka, fa mbola notsorina sy nafohezina be ny Klaza azy ity. [1.437#]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Proverbs  17  Proverbs containing the word manentina

Updated on 2024/06/03