Entry |
maneno
(neno)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamoaka feo mikarantsana (fiteny indrindra amin' ny zavamaneno tendrena na pehina na tsofina): Maneno mafy ny lakolosy fa fety ny andro ~ Henonao ve izany bingona maneno izany? Mihirahira (vorona): Raha vao maraina, dia heno maneno any anaty hazo any ny voronkely Enti-milaza ny feom-biby madinika: Efa naneno ny sahona Miteniteny mafy mikarantsana, mipentsompentsona, mivatsavatsa: Loza izany raha vehivavy; maneno ao izy no nilaozako (fiteny somary baranahiny) Lafo be: Maneno izany vidin' itỳ vatosoa itỳ izany... [1.1]
|
Explanations in English | To sound [1.2, 1.7]
|
| To crow, to sing, to chirp, to ring. [1.2]
|
| To ring out [1.7]
|
Explanations in French | Sonner, retentir [1.3, 1.8]
|
| Produire un son, résonner, crier, chanter, braire [1.3]
|
Examples | Ireny no maneno sahala amin' ny lakolosy am-bovonana ka manome laza hafahafa tsy sitrany.
[2.470]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
maneno |
Past : |
naneno |
Future : |
haneno |
Imperative : |
manenoa |
|
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
Proverbs |
|
Entry |
mañeno
(eno)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka, Taisaka]
Maneno [1.78]
|
|
Entry |
maneno
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Mampiempo (tenoy) [1.78]
|
|