Entry manendrika (endrika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mety tsara amy...: Manendrika azy iny akanjo iny
Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany ny zavatra vitany [1.1]
Explanations in English To adorn, to embellish; to be suitable in appearance for a person or condition [1.7]
Explanations in French Embellir; convenir à; être en rapport avec la dignité de [1.8]
Examples 
1ny lohasaha tsy manana hatsaran-tarehy intsony, fa lasa ny vary nanendrika sy nandravaka azy, ary ny hazo koa niantomboka mena ravina. [2.324]
2Manendrika ny vozonao ireo rado. [2.996]
Morphology 
Present : manendrika
Past : nanendrika
Future : hanendrika
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31