Entry | 1 manendaka |
Root | 2 endaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manala ny hoditra, na ny sarona, na ny fono, izay rehetra mipetaka na miréikitra: Tsy menatra akory izy nanenda-damba an' io zaza kamboty io mba hanafiany ny zanany [1.1] |
Explanations in English |
5 to flay, to peel off [1.7] |
Explanations in French |
6 écorcher, dépouiller [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 manakenda, manakendà, manendaka |
Updated on 2023/01/20 |