|
|
|
|

Entry 1  mandroritra
Root  2 roritra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin' ny sandriny
9 Manenjana: Mandroritra anja-koditra
10 Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany
11 Mamivitra: Fomban' ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin' ny mpianany [1.1]
Explanations in English  12 to pull and stretch out [1.7]
Explanations in French  13 tirailler; allonger en tirant [1.8]
Analogs  14  manao sinto-mahery, 15  mandrirotra, 16  manenjana, 17  manintona, 18  mitarika

Anagrams  19 mandrirotra, mandroritra

Updated on 2026/04/22