|
|
|
|

Entry1  mandrora tsy maimbo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ireo olona manoso-dratsy ny hafa amin' ny haratsiana tsy nataony akory, manendrikendrika ho nahavita zavatra maharikoriko
Elementary words  4  mandrora, tsy, maimbo

Updated on 2024/12/07