|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandroatra (roatra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin' ny riana
4  Enti-milaza ny vary handroina izay manomboka mamorivory: Efa mandroatra ny vary ka tsy ela dia ho masaka
5  Mirehitry ny hatezerana tampoka: Nandroatra foana tsy nisy antony teo izy [1.1]
Explanations in English  6  to foam, to boil over [1.7]
Explanations in French  7  déborder en écume [1.8]
Examples  8  mandroatra fotsiny toa ranon-tsavony sy mamoa-pofona hafahafa ny kafe azony. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  misafoaka, mifoaka, mitroatra, misamontotra, mifoabe
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word mandroatra

Entry (2/2)17  Mandroatra
Part of speech  18  name (toponym)
Vocabulary  19  Geography: rivers, lakes
Explanations in French  20  petit fleuve de la préfecture de Morondava [1.11]
Tables and plates  21  Full list

Anagrams  22  mandraotra, Mandroatra, mandroatra, mandraotra, Mandroatra, mandroatra

Updated on 2023/01/20