|
|
|
|

Entry1  mandroaka (roaka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Miambim-biby ka manaraka avy ato aoriana: Mandroaka omby
4  Manosika handeha hihataka, hivoaka: Mandroaka akoho
5  Manery hiala, manesotra: Mandroaka mpiasa
6  Manao sesi-tany: Nandroaka ilay nihinam-bolam-bahoaka ny fanjakana [1.1]
Explanations in English  7  to drive away, to expel
8  to drive a herd [1.7]
Explanations in French  9  expulser, chasser
10  pousser un troupeau devant soi [1.8]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word mandroaka

Anagrams  16  mandaroka, mandraoka, mandroaka

Updated on 2023/01/20