| Entry | 1 mandroaka |
| Root | 2 roaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Miambim-biby ka manaraka avy ato aoriana: Mandroaka omby
9 Manosika handeha hihataka, hivoaka: Mandroaka akoho 10 Manery hiala, manesotra: Mandroaka mpiasa 11 Manao sesi-tany: Nandroaka ilay nihinam-bolam-bahoaka ny fanjakana [1.1] |
| Explanations in English |
12 to drive away, to expel
13 to drive a herd [1.7] |
| Explanations in French |
14 expulser, chasser
15 pousser un troupeau devant soi [1.8] |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 mandaroka, 18 mandraoka, mandroaka |
| Updated on 2026/04/21 |
|