Entry mandremby
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanala] Mihaza: Laha nandremby trandrake tsy nahazo soky modia tsy navelan'ny fahasivy hihinam-boalavo (raha nihaza tsy nahazo sokina modia fa tsy navelan'ny razana hihinam-boalavo) [1.78]
Proverbs 

Updated on 2020/07/31