Entry |
mandrapaka
(rapaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Mihinana paraky [1.78]
|
| Mihinana avy hatrany dia any am-bava Mandray tsy mifidy Mandray tsy mifidy izay rehetra hita [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mandrapaka |
Past : |
nandrapaka |
Future : |
handrapaka |
Imperative : |
mandrapaha |
|
|
Entry |
mandrapaka
(rapaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in English | To make planks or mats lie level on the floor, etc., all the way around [1.2]
|
Morphology |
Present : |
mandrapaka |
Past : |
nandrapaka |
Future : |
handrapaka |
|
|