|
|
|
|

Entry 1  mandraoka
Root  2 raoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Maka eran' ny tanana, manangona amin' ny tanana, lapely: Mandraoka fasika
9 hevitra an' ohatra: Mandraoka vola, hono, izy amin' ny varotra omby any andrefana any
10 Mipaoka, mifaoka zavatr' olona
11 Mamabo, manosy (fananan' olona) [1.1]
Explanations in English  12 to gather, to collect. [1.2]
13 to gather together in a mass; to seize [1.7]
Explanations in French  14 ramasser en une masse; saisir [1.8]
Examples  15  Manafintohina ny mahita azy mandraoka tombontsoa mihoa-pampana ho an' ny tenany nefa ny vahoaka lanahin' ny fahantrana. [4.27#]
Combinations  16  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandraoka
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 mandaroka, mandraoka, 19 mandroaka

Updated on 2026/04/21