|
|
|
|

Entry1  mandrakotra (rakotra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany [1.1]
Explanations in English  4  to cover, to shelter. [1.2]
5  to cover [1.7]
Explanations in French  6  couvrir [1.8]
Examples  7  Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Anagrams  13  mandrakotra, mandrokatra

Updated on 2023/01/20