Entry mandondom-baravarana
Elementary words mandondona ; varavarana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona mandona varavarana alohan' ny hiditra ao an-trano no sady manao haody
Mangataka zazavavy ho vady any amin' ny ray aman-dreniny [1.1]
Proverbs 

Updated on 2023/10/18