Entry mandonda (donda)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mavesatra (noho ny lanjan' ny vatan-tenany fa tsy noho ny habeny na ny habetsahany): Mandonda ny platinina
Mitovy hevitra: mafonja [1.1]
Explanations in French Corsé, épais, pesant [1.3]

Updated on 2021/01/12