Entry | 1 mandindona |
Part of speech | 2 active verb |
Allegation |
3 mananontanona [1.1] |
Examples |
4 [2.472] Toy ny mandindona anay teo i Feno, ohatra ny nameno ny trano sy ny rivotra niainanay. 5 [4.27] Manahiran-tsaina sy mandindona lava ny tokantranon’ny mpikarama sy ny mpisotro ronono izany |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |