|
|
|
|

Entry1  mandimby (dimby)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mitana ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy: Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drainy
4  Manolo, avy eo aoriana: Ny alina mandimby ny andro [1.1]
Explanations in English  5  to succeed [1.2, 1.7]
6  to substitute, to take the place of [1.2]
7  to replace [1.7]
Explanations in French  8  remplacer, succéder à [1.8]
Examples  9  ovan'ny taranako hatramin'ny taranaka fara mandimby. [2.588#]
10  Koa dia hianareo roalahy no mandimby ahy arak' izany. [1.436#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mandimby

Updated on 2023/08/19