| Entry | 1 mandevilevy |
| Root | 2 levilevy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary
9 Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko 10 Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra 11 Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy [1.1] |
| Explanations in English |
12 to threaten, to scold
[1.7] |
| Explanations in French |
13 gronder, gourmander
[1.8] |
| Examples |
14 Fa tonga vereza faty, Ka mandevilevy ny àty.
[1.437#]
|
| Anagrams | 15 lendemivavy, mandevilevy |
| Updated on 2026/04/20 |
|