|
|
|
|

Entry 1  mandevilevy
Root  2 levilevy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary
9 Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko
10 Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra
11 Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy [1.1]
Explanations in English  12 to threaten, to scold [1.7]
Explanations in French  13 gronder, gourmander [1.8]
Examples  14  Fa tonga vereza faty, Ka mandevilevy ny àty. [1.437#]

Anagrams  15 lendemivavy, mandevilevy

Updated on 2026/04/20