|
|
|
|

Entry 1  mandetsy
Root  2 letsy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana
9 Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko [1.1]
Explanations in English  10 to depress, to press down [1.7]
Explanations in French  11 presser, déprimer [1.8]
Examples  12  mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; [2.436#]

Anagrams  mandetsy, 13 manditse

Updated on 2026/04/20