Entry mandefona ivoho
Elementary words mandefona ; ivoho
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mamely tsy mifanatrika, manao teti-dratsy amin' ny olom-pantatra izay mody isakaizana [1.1]
Examples Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy. [2.285]

Updated on 2023/10/04