|
|
|
|

Entry 1  mandefitra
Root  2 lefitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao izay foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka
9 Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mandefitra ny fanaratsian' ny olona
10 Mamela, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana kely vitanao aho hatramin' izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. [1.1]
Explanations in English  11 to endure, to suffer; to show forbearance [1.7]
Explanations in French  12 supporter, endurer; faire preuve de patience et de compréhension [1.8]
Combinations  13  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandefitra
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  mandefitra, 15 mandre faty

Updated on 2026/04/21