Entry manavoka (tavoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manontany an-kafetsena mba hitsapana ny hevitr' olona iray; manao don-tandroka; manatavoka [1.1]
Morphology 
Present : manavoka
Past : nanavoka
Future : hanavoka
Imperative : manavoha
Synonyms manatavoka

Anagrams 

Updated on 2023/01/20