Entry manavatsava (tsavatsava)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy mandeha amin' ny tena lalana famanapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; mandeha amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka: Efa maika izahay ka nanavatsava eran' ny tampon-tanety [1.1]
Morphology 
Present : manavatsava
Past : nanavatsava
Future : hanavatsava
Imperative : manavatsa

Updated on 2023/01/05