Entry (1/2) | 1 manatsika |
Root | 2 hatsika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 manofa tanana [Sihanaka]
[1.78] 5 Miantso amin' ny fihetsiky ny loha na tanana; manofa: Nanatsika tanana an-janany Rabe 6 Mamahana, mamaika basy [1.1] |
Explanations in English |
7 to beckon, to point to a person witht he intention of calling him aside 8 to pull back the trigger of a gun. [1.2] 9 to beckon with the hand (palm down) [1.7] |
Explanations in French |
10 appeler par un signe de la main (paume en dessous) [1.8] |
Examples |
11 Andeha isika, ka aza miteny amiko, na manatsika ahy. [1.406#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 16 manatsika |
Root | 17 tsika |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 Manatantavana 20 Mampanorika (rano) tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanalana ny faikany 21 Manamaina [1.1] |
Explanations in French |
22 filtrer, faire couler petit à petit à travers quelque chose de manière à séparer la lie, faire sécher [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 27 manatsika, manitsaka |
Updated on 2023/01/20 |