| Entry | 1 manasavorovoro |
| Root | 2 savorovoro |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to entangle, to put in disorder
[1.7] |
| Explanations in French |
10 embrouiller, mettre en désordre
[1.8] |
| Examples |
11 Ny hafetsen-dratsin'ny mpanao politika' dia ny fahaizany manasavorovoro ao an-tsain'ny vahoaka ireo karazan-javatra roa mahazo miova sy tsy mahazo miova ireo : Izahay no tanindrazana!
[2.503#]
|
| Synonyms | 12 manavorovoro |
| Updated on 2026/04/22 |
|