|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manapitra
Root  2 tapitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamita: Hanapitra itý asa ity aho vao handeha
9 Mandany: Hanapitra na herinandro aho vao hiainga
10 (Vola) mandoa hatramin' ny farany: Hanapitra ny volako, hono, izy rahampitso ka ho hitantsika [1.1]
Explanations in English  11 to finish, to bring to an end [1.7]
Explanations in French  12 achever [1.3, 1.8]
13 compléter [1.3]
14 épuiser; terminer [1.8]
Examples  15  Horakoraka indray no manapitra izay. [2.499#12]
16  Tsia, hoy ireo, tsy maintsy ianao no manapitra ny ainy fa raha tsy izany dia harary ianao na ho faty. [2.643#57]

Entry (2/2) 17  manapitra
Root  18 tapitra
Part of speech  19  active verb
Explanations in French  20 salir [1.3]

Anagrams  21 mañapatry, manapitra, 22 mpanaitra, 23 mpianatra, 24 mpiatrana

Updated on 2026/04/20