Entry manan-kery
Elementary words manana ; hery
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ampiharina amin'ny fotoana itenenana [1.13]
Explanations in French En vigueur [1.13]
Examples 
1Satria, ohabolana manankery ilay milaza hoe: "Lehibe manan-dehibe. [2.270]
2Tsy ny lehibentsika, na ny manankery, na ny olona ambony ihany no mendrika handray haja avy amintsika, fa ny olo-mitovy amintsika koa. [2.285]
Compound words 
Hyponyms Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana

Anagrams 

Updated on 2023/08/11