Entry | 1 manankarena |
Elementary words | 2 manana, harena |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana [1.1] |
Explanations in English |
5 (manan-karèna) rich, opulent, wealthy. [1.2] 6 (manan-karèna) to be rich [1.7] |
Explanations in French |
7 (manan-karèna) être riche [1.8] |
Examples |
8 Tsy misy manankarena tahak'io, izao tany rehetra izao. [2.366#] 9 Nefa lehilahy lehibe manankarena, hajaina eo an-tanàna! [2.499#] |
Synonyms | 10 komohina, mpanalina, mpanarivo, mpanefohefo, mpanjato, ngetroka, tremalahy |
Analogs | 11 mpanjato, mpanarivo, mpanalina, komohina, tremalahy, mpanefohefo, ngetroka, mpanontany ny ory |
Updated on 2023/05/16 |