Entry (1/3) | 1 manangona (angona) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly [1.1] 4 Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny [1.1] 5 Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [1.1] |
Explanations in English |
6 To collect, to assemble, to gather things or persons together. [1.2] |
Explanations in French |
7 Rassembler, accumuler [1.13] |
Examples |
8 Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word manangona |
Entry (2/3) | 14 manangòna (angona) |
Part of speech | 15 imperative of active verb manangona |
Tables and plates |
16 All the active imperatives |
Entry (3/3) | 17 manangona |
Part of speech | 18 noun |
Vocabulary |
19 Botany |
Explanations in French |
20 (de manana : prendre, avoir, et gona : les coups). Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae). Bois sans grand intérêt. Voir aussi sakoanala. [1.196] |
Scientific name |
|
Anagrams | 22 manangano, manangona, manongana |
Updated on 2023/01/20 |