Entry | 1 manandoka |
Root | 2 sandoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mangalatra an-kafetsena, mifetsy [1.1] |
Explanations in English |
5 to defraud; to pretend to a position or dignity [1.7] |
Explanations in French |
6 escroquer; prétendre être le maître de, se donner pour ce qu'on n'est pas [1.8] |
Examples |
7 Moa zanakao iolehilahyio, fa manandoka ho zanakao izy? [2.293#] 8 Ny manandoka olom-potsy ho andevo dia sazina omby 10 [1.123#] 9 Ny mpanompo manandoka ho Ambaniandro dia omena ny tompony. [1.123#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 15 manandoka, mandonaka, mankandoa |
Updated on 2023/10/20 |