|
|
|
|

Entry1  manandevo (andevo)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mitondra ohatra ny andevo [1.1]
Explanations in English  4  to enslave, to reduce to slavery, to make a slave of any one. [1.2]
5  to practice slavery, to make a slave of [1.7]
Explanations in French  6  pratiquer l'esclavage, réduire en esclavage [1.8]
7  asservir [3.1]
Examples  8  Mbola ny Papa koa no nitso-drano azy amin' ny fahazoana manandevo ny olona tsy mety ho kristiana. [2.366#]
9  Ho azy ireo, ny rafitra, ny hevitra izay manandevo, tsy manafaka fotoana maharitra na oviana na oviana. [1.369#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  manandevo, mandevona, mandevòna

Updated on 2023/01/20