|
|
|
|

Entry (1/2)1  manampoka
Root  2  tampoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Tonga tsy nampoizina, manatratra tampoka: Matetika no manampoka antsika olombelona ny fahafatesana [1.1]
Explanations in English  5  to come upon suddenly, to surprise [1.7]
Explanations in French  6  surprendre [1.3#664, 1.8]
7  arriver à l'improviste [1.3#664]
Examples  8  Fa ahoana no manampoka! [2.356#59]
9  Fantatra ny anton' ny bararata: tsy hahazoana manampoka azy amin' ny alina; [2.472#216]

Entry (2/2)10  manampoka
Root  11  tampoka
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  Manampy rano: Iza no nanampo-drano ny divaiko teto? [1.1]
Explanations in English  14  to soak, to steep [1.2]
15  to add cold water [1.7]
Explanations in French  16  ajouter de l'eau à l'eau chaude, au vin, au rhum [1.3#664]
17  ajouter de l'eau froide [1.8]
Examples  18  tsy mandeha an-kafetsena izahay, na manampoka ny tenin' Andriamanitra; [2.996#54.004.002]
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :
Compound words 

Anagrams  24  mampanako, manakompà, manampoka, manompaka, mpanakamo

Updated on 2023/06/17