| Entry | 1 manampò |
| Root | 2 fo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mikasa: Nanampo ny hianatra aho ny maraina, kanjo nanavy tampoka ka namonjy fandriana
9 Mihevitra, manantena: Tsy nanampo anao ho afaka mihitsy aho 10 Mieritreritra, manao ho zavatra, miahy: Tsy manampo raharaha velively io Rangahy io [1.1] |
| Explanations in English |
11 to have in one's mind, to expect, to intend, to purpose.
[1.2] 12 to expect [1.7] |
| Explanations in French |
13 prévoir, s'attendre à
[1.8] |
| Examples |
14 Koa samia manampo ady tsara, sao manan-kevitra hafa ka manantena hihodividivitra.
[2.588#]
15 Tsy mba manampo ny hahazo sitraka na torolalana izy ireny fa dia mitozo befahatany. [2.895#] |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | manampò, 17 manompa, manompà, 18 mpamòna |
| Updated on 2026/08/15 |
|